<-
->

2Sm / 2Sam 13:16 And she said unto him, There is no cause: this evil in sending me away is greater than the other that thou didst unto me. But he would not hearken unto her. Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao, fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy. Fa hoy izy namaly azy: Ny ratsy nataonao tamiko dia aza ampiana fandroahana ahy, fa zava-dratsy kokoa indray izany. Nefa tsy nety nihaino azy akory Amnona; Elle lui dit : " Non, mon frère, me chasser serait pire que l' autre mal que tu m' as fait. " Mais il ne voulut pas l'écouter.