<-
->

2Sm / 2Sam 13:20 And Absalom her brother said unto her, Hath Amnon thy brother been with thee? but hold now thy peace, my sister: he is thy brother; regard not this thing. So Tamar remained desolate in her brother Absalom' s house. Ary hoy Absaloma anadahiny taminy: Efa tany aminao va Amnona anadahinao? Mangina ihany aloha, ranabavy, fa anadahinao izy; fa aza malahelo noho izany. Ka dia nitoetra tao an-tranon' i Absaloma anadahiny Tamara sady ory. Hoy Absaloma anadahiny, taminy: Tsy maintsy nalehan' i Amnona anadahinao àry hianao izay ka? Fa amin' izao, ranabavy, mangina fa anadahinao iny, ka aza asiana alahelo ao am-ponao. Dia tao an-tranon' i Absaloma anadahiny, no nitoetra i Tamara notsindrian' ny alahelony. Son frère Absalom lui dit : " Serait-ce que ton frère Amnon a été avec toi ? Maintenant, ma soeur, tais-toi; c' est ton frère : ne prends pas cette affaire à coeur. " Tamar demeura abandonnée, dans la maison de son frère Absalom.