<-
->

2Sm / 2Sam 13:22 And Absalom spake unto his brother Amnon neither good nor bad: for Absalom hated Amnon, because he had forced his sister Tamar. Ary Absaloma tsy nifampiteny tamin' i Amnona rahalahiny akory na soa na ratsy; fa halan' i Absaloma izy noho ny nisavihany an' i Tamara anabaviny. Absaloma kosa tsy niteny tamin' i Amnona intsony na soa na ratsy na dia indraim-bava aza, fa halan' i Absaloma Amnona noho ny nametavetany an' i Tamara anabaviny. Quant à Absalom, il n' adressa plus la parole à Amnon, car Absalom s'était pris de haine pour Amnon, à cause de la violence qu' il avait faite à sa soeur Tamar.