<-
->

2Sm / 2Sam 13:26 Then said Absalom, If not, I pray thee, let my brother Amnon go with us. And the king said unto him, Why should he go with thee? Dia hoy Absaloma: Raha tsy izany ary, trarantitra ianao, aoka Amnona rahalahiko no handeha hiaraka aminay. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ahoana no hiarahany aminao? Dia hoy Absaloma: Rahefa dia tsy handeha àry hianao dia avelao ahay Amnona rahalahiko handeha hiaraka aminay. Ary hoy ny navalin' ny mpanjaka: Ahoana no hiarahany aminao? Absalom reprit : " Permets du moins que mon frère Amnon vienne avec nous. " Et le roi dit : " Pourquoi irait-il avec toi ? "