<-
->

2Sm / 2Sam 13:28 Now Absalom had commanded his servants, saying, Mark ye now when Amnon' s heart is merry with wine, and when I say unto you, Smite Amnon; then kill him, fear not: have not I commanded you? be courageous, and be valiant. Ary Absaloma nanome teny ny zatovony hoe: Miomàna tsara, fa rehefa faly ny fon' i Amnona azon' ny divay, ka lazaiko aminareo hoe: Asio Amnona, dia ataovy maty izy, fa aza matahotra; tsy izaho va no nanome teny anareo? Matokia, aoka hiseho ho lehilahy mahery ianareo. Dia nomen' i Absaloma izao didy izao ny mpanompony, nataony hoe: Tandremo fa rahefa falifalin' ny divay ny fon' i Amnona ka hataoko hoe: Asio Amnona! Dia vonoy ho faty izy. Aza matahotra satria tsy iza fa izaho no nandidy anareo izany ka matokia; misehoa ho mahery fo. et il donna cet ordre aux serviteurs : " Faites attention! Lorsque le coeur d' Amnon sera mis en gaieté par le vin et que je vous dirai : "Frappez Amnon! ", vous le mettrez à mort. N' ayez pas peur; n' est-ce pas moi qui vous l' ai ordonné ? Prenez courage et montrez-vous vaillants. "