<-
->

2Sm / 2Sam 13:29 And the servants of Absalom did unto Amnon as Absalom had commanded. Then all the king' s sons arose, and every man gat him up upon his mule, and fled. Ary ny zatovon' i Absaloma nanao tamin' i Amnona araka ny teny nomen' i Absaloma azy. Dia nitsangana avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra, ary samy nitaingina ny ampondrany ka nandositra. Dia nasian' ny mpanompon' i Absaloma araka ny nandidian' i Absaloma azy Amnona. Ary tafatsangana avokoa ny zanaky ny mpanjaka rehetra, dia samy nitaingina ny moleny avy ka vaky nandositra. Les serviteurs d' Absalom agirent à l'égard d' Amnon comme Absalom l' avait ordonné. Alors tous les fils du roi se levèrent, enfourchèrent chacun son mulet et s' enfuirent.