<-
->

2Sm / 2Sam 13:33 Now therefore let not my lord the king take the thing to his heart, to think that all the king' s sons are dead: for Amnon only is dead. Koa aoka ny mpanjaka tompoko tsy hieritreritra am-po fa maty avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra; fa Amnona ihany no maty. Ary ankehitriny dia aoka tsy hataon' ny mpanjaka tompoko fa hoe ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra no maty, Amnona irery ihany no maty. Que maintenant Monseigneur le roi ne se mette pas dans l' idée que tous les fils du roi ont péri. Non, Amnon seul est mort