<-
->

2Sm / 2Sam 13:8 So Tamar went to her brother Amnon' s house; and he was laid down. And she took flour, and kneaded it, and made cakes in his sight, and did bake the cakes. Dia nandeha Tamara nankany an-tranon' i Amnona anadahiny; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba razazavavy, ka nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony, ary nendasiny ny mofo. Lasa Tamara nankao amin' i Amnona anadahiny izay efa mandry. Naka koba izy, noditiny namboariny ho mofo mamy teo imasony, ary nandrahoiny ny mofo mamy; Tamar se rendit à la maison de son frère Amnon. Il était couché. Elle prit de la pâte, la pétrit, façonna des beignets sous ses yeux et fit cuire les beignets.