<-
->

2Sm / 2Sam 14:23 So Joab arose and went to Geshur, and brought Absalom to Jerusalem. Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma. Nitsangana Joaba, dia lasa tany Gesora, ary nentiny nody ho any Jerosalema Absaloma. Joab se mit en route, il alla à Geshur et ramena Absalom à Jérusalem.