<-
->

2Sm / 2Sam 14:24 And the king said, Let him turn to his own house, and let him not see my face. So Absalom returned to his own house, and saw not the king' s face. Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan' ny mpanjaka. Fa hoy ny mpanjaka: Aoka ho any an-tranony izy, ka tsy hahita ny tavako. Dia nankeo an-tranony Absaloma, ka tsy nahita ny tavan' ny mpanjaka. Cependant le roi dit : " Qu' il se retire dans sa maison, il ne sera pas reçu par moi. " Absalom se retira dans sa maison et fut pas reçu par le roi.