<-
->

2Sm / 2Sam 14:25 But in all Israel there was none to be so much praised as Absalom for his beauty: from the sole of his foot even to the crown of his head there was no blemish in him. Ary tsy nisy lehilahy tsara tarehy noderaina fatratra tahaka an' i Absaloma teo amin' ny Isiraely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy. Tamin' Israely rehetra tsy misy olona malaza tahaka an' i Absaloma noho ny hatsaran-tarehiny. Hatramin' ny faladiany ka hatramin' ny tampon-dohany tsy nanan-kilema akory izy. Raha mihara-doha izy - isan-taona izy no nanao izany, raha nahavesatra azy ny volon-dohany, dia noharatany, - Dans tout Israël, il n' y avait personne d' aussi beau d' Absalom, à qui on pût faire tant d'éloges : de la plante des pieds au sommet de la tête, il était sans défaut.