<-
->

2Sm / 2Sam 14:32 And Absalom answered Joab, Behold, I sent unto thee, saying, Come hither, that I may send thee to the king, to say, Wherefore am I come from Geshur? it had been good for me to have been there still: now therefore let me see the king' s face; and if there be any iniquity in me, let him kill me. Fa hoy Absaloma tamin' i Joaba: Indro, naniraka tany aminao aho ka nanao hoe: Mankanesa atý hirahiko ho any amin' ny mpanjaka hanao hoe: Nahoana no niala tany Gesora aho? Tsara amiko raha nitoetra tany ihany mandraka ankehitriny. Koa ankehitriny, aoka re mba hahita ny tavan' ny mpanjaka aho, ka raha manan-keloka aho, dia aoka hovonoiny. Hoy ny navalin' i Absaloma tamin' i Joaba: Indro fa naniraka hilaza aminao aho hoe: Avia aty fa hirahiko ho any amin' ny mpanjaka hianao, hanao aminy hoe: haninona aho no niverina avy any Gesora? Tsaratsara kokoa ho ahy ny mbola any ihany. Koa ankehitriny dia te-hahita ny tavan' ny mpanjaka aho, ary raha misy heloka aty amiko dia aoka hovonoiny aho! Absalom répondit à Joab : " Voilà ce que je t' avais fait dire : Viens ici, je veux t' envoyer auprès du roi avec ce message : "Pourquoi suis-je revenu de Geshur ? Il vaudrait mieux pour moi y être encore". Je veux maintenant être reçu par le roi et, si je suis coupable, qu' il me mette à mort! "