<-
->

2Sm / 2Sam 14:33 So Joab came to the king, and told him: and when he had called for Absalom, he came to the king, and bowed himself on his face to the ground before the king: and the king kissed Absalom. Ary Joaba nankany amin' ny mpanjaka ka nanambara izany taminy: ary dia nampanalain' ny mpanjaka Absaloma, dia nankao aminy izy ka niondrika tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka; ary dia nanoroka an' i Absaloma ny mpanjaka. Lasa Joaba nanatona ny mpanjaka sy nitantara taminy izany zavatra izany. Dia nantsoiny Absaloma, dia tonga tao amin' ny mpanjaka izy, ary niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka ary nanoroka an' i Absaloma ny mpanjaka. Joab se rendit près du roi et lui rapporta ces paroles. Puis il appela Absalom. Celui-ci alla chez le roi, se prosterna devant lui et se jeta la face contre terre devant le roi. Et le roi embrassa Absalom.