<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 15:14 | And |
Ary hoy Davida tamin' ny mpanompony rehetra izay tao aminy tany Jerosalema: Mitsangàna, andeha isika handositra, fa tsy hisy hahafahantsika amin' i Absaloma; andeha hiala faingana, fandrao tamy faingana izy, ka tratrany eto isika, dia hataony idiran-doza tampoka eto isika, ary hasiany amin' ny lelan-tsabatra ny tanàna. | Ka hoy Davida tamin' ny mpanompony rehetra tao aminy tany Jerosalema: Mitsangàna, andeha isika handositra, fa tsy misy hahafahantsika amin' i Absaloma. Andao faingana fandrao dia tampohiny isika, ka ataony idiran-doza eto, sady hasiany amin' ny lelan-tsabatra ny tanàna. | Alors |