<-
->

2Sm / 2Sam 15:37 So Hushai David' s friend came into the city, and Absalom came into Jerusalem. Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan' i Davida, tamin' ny nahatongavan' i Absaloma tany Jerosalema. Dia niverina nankany an-tanàna Kosaia sakaizan' i Davida, ka tamin' izay indrindra no nidiran' i Absaloma tao Jerosalema. Hushaï, le familier de David, rentra en ville au moment où Absalom arrivait à Jérusalem.