<-
->

2Sm / 2Sam 16:17 And Absalom said to Hushai, Is this thy kindness to thy friend? why wentest thou not with thy friend? Fa hoy Absaloma tamin' i Hosay: izao va no fitianao ny sakaizanao? Nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin' ny sakaizanao? Fa hoy Absaloma tamin' i Kosaia: Izao ve no firaiketanao amin' ny sakaizanao? Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamin' ny sakaizanao hianao? Et Absalom dit à Hushaï : " C' est toute l' affection que tu as pour ton ami ? Pourquoi n' es-tu pas parti avec ton ami ? "