<-
->

2Sm / 2Sam 16:18 And Hushai said unto Absalom, Nay; but whom the Lord, and this people, and all the men of Israel, choose, his will I be, and with him will I abide. Ary hoy Hosay tamin' i Absaloma: Tsia, fa izay nofidin' i Jehovah sa ireto vahoaka ireto mbamin' ny lehilahy amin' ny Isiraely, dia izy no hombako, sady ao aminy no hitoerako. Ary hoy Kosaia tamin' i Absaloma: Tsia fa ilay nofidin' ny Tompo sy ny vahoaka rehetra, mbamin' ny lehilahy rehetra amin' Israely no tiako hombana, ka dia ny hitoetra aminy no tiako. Hushaï répondit à Absalom : " Non, celui que Yahvé et ce peuple et tous les gens d' Israël ont choisi, c' est à lui que je veux être et avec lui que je demeurerai!