<-
->

2Sm / 2Sam 16:3 And the king said, And where is thy master' s son? And Ziba said unto the king, Behold, he abideth at Jerusalem: for he said, To day shall the house of Israel restore me the kingdom of my father. Dia hoy ny mpanjaka: Aiza ny zanakalahin' ny tomponao? Ary hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Indro, mitoetra any Jerosalema izy; fa hoy izy: Anio no hampodian' ny taranak' Isiraely ny fanjakan' ikaky ho ahy. Dia hoy ny mpanjaka: Fa aiza ny zanaky ny tomponao? Ary hoy ny navalin' i Sibà tamin' ny mpanjaka: Indro fa nijanona any Jerosalema izy, fa hoy izy: Hampodin' ny taranak' Israely amiko izao ny fanjakan' ikaky. Le roi demanda : " Où donc est le fils de ton maître ? " Et Çiba dit au roi : " Voici qu' il est resté à Jérusalem, car il s' est dit : Aujourd' hui la maison d' Israël me restituera le royaume de mon père. "