<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 17:18 | Nevertheless a lad saw them, and told |
Fa nisy zazalahy iray nahita azy ka nanambara tamin' i Absaloma; nefa lasa faingana izy roa lahy ka tonga tao an-tranon' olona tao Bahorima, izay nisy lavaka fantsakana tao an-tokotaniny, dia nidina tao izy roa lahy. | Nahatsikaritra azy ireo ny zazalahy anankiray, ka nilaza izany tamin' i Absaloma. Saingy nitsoaka faingana izy roa lahy, ka tonga tany Bahorima, amin' ny tranon' ity lehilahy anankiray, izay nisy lavaka fantsakàna teo an-tokotaniny, dia nidina tao. | Mais un jeune homme les aperçut et porta la nouvelle à |