<-
->

2Sm / 2Sam 17:20 And when Absalom' s servants came to the woman to the house, they said, Where is Ahimaaz and Jonathan? And the woman said unto them, They be gone over the brook of water. And when they had sought and could not find them, they returned to Jerusalem. Ary nony tonga tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma, dia nanao hoe: Aiza Ahimaza sy Jonatana teto? Fa hoy ravehivavy taminy: Tafita ny renirano kely izy izay. Ary nony efa nitady azy ireo ka tsy nahita, dia niverina nankany Jerosalema. Niditra tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma ka hoy izy hoe: Aiza Akimaasa sy Jonatasy? Fa hoy ravehivavy namaly azy: Tafita ny renirano kely izy izay. Dia nitady izy ireo, ka nony tsy nahita dia niverina nankany Jerosalema. Les serviteurs d' Absalom entrèrent chez cette femme dans la maison et demandèrent : " Où sont Ahimaaç et Yehonatân ? ", et la femme leur répondit : " Ils ont passé outre allant d' ici vers l' eau. " Ils cherchèrent et, ne trouvant rien, revinrent à Jérusalem.