<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:18 | Now |
Ary fony mbola velona Absaloma, dia efa naka vato izy ka nanao ilay tsangam-bato ho azy tao an-dohasahan' ny Mpanjaka, fa hoy izy: Tsy manan-janakalahy hamelo-maso ahy aho; ary dia nataony araka ny anaran' ny tenany ihany ilay tsangam-bato, ka mbola atao hoe: Fahatsiarovana an' i Absaloma no anarany mandraka androany. | Fony fahavelony, Absaloma dia efa nanao tsangam-bato ho azy, tao amin' ny lohasahan' ny Mpanjaka, fa hoy izy: Tsy mba manan-janakalahy hamelo-maso ny anarako aho. Dia nataony araka ny anarany ihany ny anaran' ilay tsangam-bato, ka - Ny tànan' i Absaloma - no fiantson' ny olona azy mandrak' androany. | De son vivant, |