<-
->

2Sm / 2Sam 19:20 For thy servant doth know that I have sinned: therefore, behold, I am come the first this day of all the house of Joseph to go down to meet my lord the king. Ary hoy izy tamin' ny mpanjaka: Aoka tsy hisain' ny tompoko heloka aho, ary aoka tsy hotsarovanao ny ratsy nataon' ny mpanomponao tamin' ny andro nivoahan' ny mpanjaka tompoko niala tany Jerosalema, ary aoka tsy ho eritreretin' ny mpanjaka izany; Aza tanan' ny tompoko ho meloka aho ary aza tsarovanao ny faniratsirana nataon' ny mpanomponao, fony nivoaka avy tao Jerosalema ny mpanjaka tompoko, ka mba hieritreritra izany hianao, ry mpanjaka ô! et il dit au roi : " Que Monseigneur ne m' impute pas de faute! Ne te souviens pas du mal que ton serviteur a commis le jour où Monseigneur le roi est sorti de Jérusalem. Que le roi ne le prenne pas à coeur!