<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 19:7 | Now therefore arise, go forth, and speak comfortably unto thy servants: for I swear by the |
fa ny mankahala anao no tianao, ary ny tia anao kosa no halanao, ka nasehonao androany fa tsinontsinona aminao ny manamboninahitra sy ny miaramila; ary hitako izao fa raha velona Absaloma, ka izahay rehetra no maty androany, dia izany no sitrakao. | Ny nankahala anao no tianao, fa ny tia anao no halanao, satria ahariharinao amin' izao fa samy tsinontsinona aminao na manam-boninahitra na mpanompo; hitako izao fa raha Absaloma no velona ary izahay rehetra kosa no maty, amin' izao andro izao, dia izany no soa eo imasonao. | parce que tu aimes ceux qui te haïssent et que tu hais ceux qui t' aiment. En effet, tu as manifesté aujourd' hui que chefs et soldats n'étaient rien pour toi, car je sais maintenant que, si |