<-
->

2Sm / 2Sam 2:15 Then there arose and went over by number twelve of Benjamin, which pertained to Ishbosheth the son of Saul, and twelve of the servants of David. Dia nisy nitsangana ka nita, dia roa ambin' ny folo lahy tamin' ny Benjamina, izay an' Isboseta, zanak' i Saoly, ary roa ambin' ny folo lahy koa tamin' ny mpanompon' i Davida. Dia nitsangana izy ireo ka nandroso nitovy isa, roa ambin' ny folo tamin' i Benjamina sy amin' Isboseta zanak' i Saola, roa ambin' ny folo avy amin' ny mpanompon' i Davida. Ils se levèrent et furent dénombrés : douze de Benjamin, pour Ishbaal, fils de Saül, et douze de la garde de David.