<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 2:8 | But |
Fa Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilan' i Saoly, efa naka an' Isboseta, zanakalahin' i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima, | Tamin' izany kosa Abnera zanak' i Nera, lehiben' ny foloalindahin' i Saola, dia naka an' i Isboseta, zanak' i Saola, ka rahefa nentiny nankany Mahanaima izy, |