<-
->

2Sm / 2Sam 20:22 Then the woman went unto all the people in her wisdom. And they cut off the head of Sheba the son of Bichri, and cast it out to Joab. And he blew a trumpet, and they retired from the city, every man to his tent. And Joab returned to Jerusalem unto the king. Dia lasa nanatona ny olona rehetra tamin' ny fahendreny ravehivavy. Dia notapahin' ireo ny lohan' i Seba, zanak' i Bikry, ka natsipiny teny amin' i Joaba. Ary Joaba nitsoka ny anjomara, ka dia niala tamin' ny tanàna ny olona samy ho any amin' ny lainy avy. Ary Joaba niverina nankany Jerosalema ho any amin' ny mpanjaka. Dia nanatona ny vahoaka rehetra ravehivavy sy niteny taminy tamim-pahendrena, ka notapahin' izy ireo ny lohan' i Sebà, zanak' i Bokrì, natsipiny tany amin' i Joaba. Ary nasain' i Joaba notsofina kosa ny anjomara, ka ny olona rehetra moa niala tamin' ny tanàna, samy nody any aminy avy; Joaba kosa niverina nankany Jerosalema ho any amin' ny mpanjaka. La femme alla parler à tout le peuple comme le lui dictait sa sagesse : on trancha la tête de Shéba fils de Bikri et on la jeta à Joab. Celui-ci fit sonner du cor et on s'éloigna de la ville, chacun vers ses tentes. Quant à Joab, il revint à Jérusalem auprès du roi.