<-
->

2Sm / 2Sam 20:7 And there went out after him Joab' s men, and the Cherethites, and the Pelethites, and all the mighty men: and they went out of Jerusalem, to pursue after Sheba the son of Bichri. Ary dia nivoaka hanenjika azy ny olon' i Joaba sy ny miaramila mpiambina andriana ary ny lehilahy mahery rehetra; dia nivoaka avy tany Jerosalema ireo hanenjika an' i Seba, zanak' i Bikry. Nanaraka an' i Abisaia dia niainga koa ny olon' i Joaba, ny Keratiana sy ny Feletiana ary ny lehilahy mahery rehetra nivoaka teo Jerosalema hanenjika an' i Sebà zanak' i Bokrì. Derrière Abishaï partirent en campagne Joab, les Kerétiens, les Pelériens et tous les preux; ils quittèrent Jérusalem à la poursuite de Shéba fils de Bikri.