<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 21:1 | Then there was a famine in the days of |
Ary nisy mosary telo taona misesy tamin' ny andron' i Davida, ary Davida nanontany tamin' i Jehovah. Dia hoy Jehovah: Avy amin' ny taranak' i Saoly, izay meloka noho ny fandatsahan-drà izao, satria namono ny Gibeonita izy. | Tamin' ny andron' i Davida nisy mosary naharitra telo taona nifanesy. Ka nanontany ny tavan' ny Tompo Davida ary hoy Iaveh: Avy amin' i Saola sy ny ankohonany, avy amin' ny rà izao; fa namono ny Gabaonita izy. | Au temps de |