<-
->

2Sm / 2Sam 21:13 And he brought up from thence the bones of Saul and the bones of Jonathan his son; and they gathered the bones of them that were hanged. Ary dia nentiny niakatra avy tany ny taolan' i Saoly sy ny taolan' i Jonatana zanany, ary nangoniny koa ny taolan' ireo voahantona ireo. Dia nentiny avy any ny taolan' i Saola sy ny taolan' i Jonatasy zanany, ary voaangona koa ny taolan' ireroa nahantona. David emporta de là les ossements de Saül et ceux de son fils Jonathan et les réunit aux ossements des suppliciés.