<-
->

2Sm / 2Sam 21:14 And the bones of Saul and Jonathan his son buried they in the country of Benjamin in Zelah, in the sepulchre of Kish his father: and they performed all that the king commanded. And after that God was intreated for the land. Ary ny taolan' i Saoly sy Jonatana zanany dia nalevin' ny olona tao amin' ny tanin' ny Benjamina tao Zela, tao amin' ny fasan' i Kisy rainy; ary dia vitany izay rehetra nandidian' ny mpanjaka. Ary nony efa vita izany, dia neken' Andriamanitra ny fifonana natao ho an' ny tany. Nalevina tany Selà, amin' ny fasan' i Kisa rain' i Saola, any amin' ny tanin' i Benjamina ny taolan' i Saola sy ny an' i Jonatasy zanany, ary nataon' ny olona avokoa izay rehetra nandidian' ny mpanjaka azy. Ka nony vita izany, dia nionona ny hatezeran' Andriamanitra amin' ny tany. On ensevelit les ossements de Saül, ceux de son fils Jonathan et ceux des suppliciés au pays de Benjamin, à Çéla, dans le tombeau de Qish, père de Saül. On fit tout ce que le roi avait ordonné et, après cela, Dieu eut pitié du pays.