<-
->

2Sm / 2Sam 21:4 And the Gibeonites said unto him, We will have no silver nor gold of Saul, nor of his house; neither for us shalt thou kill any man in Israel. And he said, What ye shall say, that will I do for you. Dia hoy ny Gibeonita taminy: Izahay tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin' i Saoly na amin' ny taranany sady tsy mahazo mamono olona amin' ny Isiraely Ary hoy izy: Koa ahoana ary no tianareo hataoko ho anareo? Dia hoy ny Gabaonita taminy: Tsy raharaham-bolafotsy na volamena amin' i Saola sy ny taranany no anay, na mitady ain' olona amin' Israely izahay. Ka hoy ny mpanjaka: Inona àry no tianareo hataoko aminareo? Les Gabaonites lui répondirent : " Il ne s' agit pas pour nous d' une affaire d' argent ou d' or avec Saül et sa famille, et il ne s' agit pas pour nous d' un homme à tuer en Israël. " David dit : " Ce que vous direz, je le ferai pour vous. "