<-
->

2Sm / 2Sam 24:15 So the Lord sent a pestilence upon Israel from the morning even to the time appointed: and there died of the people from Dan even to Beersheba seventy thousand men. Ka dia nasian' i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely nony maraina ka hatramin' ilay fotoana; ary dia nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba. Ary Iaveh naniraka pesta any amin' Israely, hatramin' ny marainan' izay andro izay ka hatramin' ilay fotoana voafetra ka nahafatesana fito alina ny olona, hatrany Dana ka hatrany Bersabea. David choisit donc la peste. C'était le temps de la moisson des blés. Yahvé envoya la peste en Israël depuis le matin jusqu' au temps fixé, le fléau frappa le peuple et soixante-dix mille hommes du peuple moururent depuis Dan jusqu'à Bersabée.