<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 24:16 | And when the angel stretched out his hand upon |
Ary naninjitra ny tànany tany Jerosalema Ilay Anjely handringana ny any; fa Jehovah nanenina ny amin' ny loza ka nanao tamin' ilay Anjely Izay nandringana ny olona hoe: Aoka izay, atsaharo ny tananao ankehitriny. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah dia teo amin' ny famoloan' i Araona Jebosita. | Mbola naninjitra ny tànany tamin' i Jerosalema ihany ilay anjely handringana azy. Fa nanenenan' ny Tompo ny amin' izany loza izany, ka hoy izy tamin' ilay anjely namono ny vahoaka: Aoka izay, fa avonkony amin' izao ny tànanao. Teo akaikin' ny famoloan' i Areonà, Jeboseana, no nitoeran' ilay anjelin' ny Tompo tamin' izay. | L' ange étendit sa main vers |