<-
->

2Sm / 2Sam 24:20 And Araunah looked, and saw the king and his servants coming on toward him: and Araunah went out, and bowed himself before the king on his face upon the ground. Ary Araona nitsirika ka nahita ny mpanjaka sy ny mpanompony manatona azy, dia nivoaka izy ka niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka. Nony nijery Areonà dia nahatazana ny mpanjaka, sy ireo mpanompony, tamy hankaty aminy, Arauna regarda et vit le roi et ses officiers qui s' avançaient vers lui. - Arauna était en train de battre le froment. - Il sortit et se prosterna devant le roi, la face contre terre.