<-
->

2Sm / 2Sam 3:13 And he said, Well; I will make a league with thee: but one thing I require of thee, that is, Thou shalt not see my face, except thou first bring Michal Saul' s daughter, when thou comest to see my face. Dia hoy izy: Tsara izany; izaho hanao fanekena aminao; kanefa zavatra iray loha no ilaiko aminao: Tsy hahazo mihaona amiko ianao, raha tsy entinao atý Mikala, zanakavavin' i Saoly. Ary novaliany hoe: Tsara izany; hanao fanekena aminao aho, fa zavatra iray loha no angatahiko aminao, dia ny tsy hahitanao ny tavako raha tsy entinao aty amiko Mikola zanakavavin' i Saola rahefa ho avy hianao hifankahita tava amiko. David répondit : " Bien! Je ferai alliance avec toi. Il n' y a qu' une chose que j' exige de toi : tu ne seras pas admis en ma présence à moins que tu n' amènes Mikal, fille de Saül, quand tu viendras me voir. "