<-
->

2Sm / 2Sam 3:8 Then was Abner very wroth for the words of Ishbosheth, and said, Am I a dog' s head, which against Judah do shew kindness this day unto the house of Saul thy father, to his brethren, and to his friends, and have not delivered thee into the hand of David, that thou chargest me to day with a fault concerning this woman? Dia tezitra mafy Abnera noho ny tenin' Isboseta, ka hoy izy: Lohan' alika no miandany amin' ny Joda va aho? He! izato izaho manisy soa ny tamingan' i Saoly rainao sy ny rahalahiny sy ny sakaizany izao ka tsy nanolotra anao ho eo an-tànan' i Davida, nefa aho izao helohinao noho ny amin' iny vehivavy iny? Ahoana no nandeha tamin' ny vaditsindranon' i Kaky hianao? Ka tezitra mafy Abnera noho ny tenin' Isboseta ka namaly hoe: Lohan' alika anisan' i Jodà va aho? Amin' izao mampiseho fitiavana ny tranon' i Saola, rainao, sy ny rahalahiny aman-tsakaizany aho, ary tsy nanolotra anao ho eo an-tànan' i Davida ka dia izao hianao no maniny ahy amin' ny hadisoana tamin' iny vehivavy iny? Aux paroles d' Ishbaal, Abner entra dans une grande colère et dit : " Suis-je donc une tête de chien ? Je suis plein de bienveillance pour la maison de Saül, ton père, pour ses frères et ses amis, je ne t' abandonne pas entre les mains de David, et maintenant tu me fais des reproches pour une histoire de femme!