<-
->

2Sm / 2Sam 4:1 And when Saul' s son heard that Abner was dead in Hebron, his hands were feeble, and all the Israelites were troubled. Ary nony ren' ny zanakalahin' i Saoly fa maty tany Hebrona Abnera, dia niraviravy tanana izy, ary raiki-tahotra ny Isiraely rehetra. Nony ren' ny zanakalahin' i Saola fa hoe maty Abnera, tao Hebrona, dia niraviravy tànana izy ary kivy ratsy Israely rehetra. Lorsque le fils de Saül apprit qu' Abner était mort à Hébron, les mains lui tombèrent et tout Israël fut consterné.