<-
->

2Sm / 2Sam 4:10 When one told me, saying, Behold, Saul is dead, thinking to have brought good tidings, I took hold of him, and slew him in Ziklag, who thought that I would have given him a reward for his tidings: ilay nanambara tamiko hoe: Indro, maty Saoly, ka nanao ny tenany ho mpitondra teny mahafaly, dia nohazoniko ka novonoiko tao Ziklaga. hanomezako azy ny valin' ny teny mahafaly nentiny; Ny olona tonga tao amiko hilaza ny vaovao hoe indro fa maty Saola, ary nihevitra fa nitondra zava-baovao tsara, nefa nasaiko nosamborina sy novonoina ho faty tany Sikelega ho valin' ny vaovao tsara nentiny, Celui qui m' a annoncé la mort de Saül croyait être porteur d' une bonne nouvelle, et je l' ai saisi et exécuté à Çiqlag, pour le payer de sa bonne nouvelle!