<-
->

2Sm / 2Sam 5:2 Also in time past, when Saul was king over us, thou wast he that leddest out and broughtest in Israel: and the Lord said to thee, Thou shalt feed my people Israel, and thou shalt be a captain over Israel. Fa hatry ny fony fahiny ihany koa, raha mbola nanjaka taminay aza Saoly, dia ianao no mpitarika ny Isiraely nivoaka sy niditra; ary Jehovah efa nilaza taminao hoe: Hianao no ho mpiandry ny Isiraely oloko, ary ianao no ho mpanapaka azy. Hatramin' ny nanjakan' i Saola mpanjaka taminay fahiny aza, dia tsy iza fa hianao no nitondra an' Israely nivoaka sy niditra. Ary Iaveh nilaza taminao nanao hoe: Hianao no hamahana an' Israely oloko, hianao no ho andrian' Israely. Autrefois déjà, quand Saül régnait sur nous, c'était toi qui sortais et rentrais avec Israël, et Yahvé t' a dit : C' est toi qui paîtras mon peuple Israël et c' est toi qui deviendras chef d' Israël. "