<-
->

2Sm / 2Sam 5:5 In Hebron he reigned over Judah seven years and six months: and in Jerusalem he reigned thirty and three years over all Israel and Judah. Tao Hebrona no nanjakany tamin' ny Joda fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema no nanjakany tamin' ny Isiraely sy ny Joda rehetra telo amby telo-polo taona. Tao Hebrona izy nanjaka tamin' i Jodà fito taona sy enim-bolana, ary tao Jerosalema nanjaka tamin' i Jodà sy Israely rehetra telo amby telopolo taona. A Hébron, il régna sept ans et six mois sur Juda; à Jérusalem, il régna trente-trois ans sur tout Israël et sur Juda.