<-
->

2Sm / 2Sam 6:23 Therefore Michal the daughter of Saul had no child unto the day of her death. Ka dia tsy nanan-janaka intsony mandra-pahafatiny Mikala, zanakavavin' i Saoly. Ary tsy nanan-janaka mandra-pahafatiny Mikola zanakavavin' i Saola. Et Mikal, fille de Saül, n' eut pas d' enfant jusqu' au jour de sa mort.