<-
->

2Sm / 2Sam 7:6 Whereas I have not dwelt in any house since the time that I brought up the children of Israel out of Egypt, even to this day, but have walked in a tent and in a tabernacle. Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin' ny nitondrako ny Zanak' Isiraely niakatra avy tany Egypta ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana. Fa mbola tsy nitoetra an-trano aho, hatramin' ny nitondrako ny zanak' Israely nivoaka avy tany Ejipta ka mandrak' androany, fa izao nifindrafindra tamin-day sy tamin-tabernakla izao. Je n' ai jamais habité de maison depuis le jour où j' ai fait monter d'Égypte les Israélites jusqu' aujourd' hui, mais j'étais en camp volant sous une tente et un abri.