<-
->

2Sm / 2Sam 9:1 And David said, Is there yet any that is left of the house of Saul, that I may shew him kindness for Jonathan' s sake? Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan' i Saoly mba hasiako soa noho ny amin' i Jonatana? Ary hoy Davida: Mbola misy olona amin' ny fianakavian' i Saola va, mba hasiako soa noho ny amin' i Jonatasy? David demanda : " Est-ce qu' il y a encore un survivant de la famille de Saül, pour que je le traite avec bonté par égard pour Jonathan ? "