<-
->

2Sm / 2Sam 9:3 And the king said, Is there not yet any of the house of Saul, that I may shew the kindness of God unto him? And Ziba said unto the king, Jonathan hath yet a son, which is lame on his feet. Ary hoy ny mpanjaka: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan' i Saoly mba hasiako soa araka ny fanaon' Andriamanitra? Dia hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Mbola misy zanakalahin' i Jonatana iray ihany ao, nefa malemy tongotra izy. Ka hoy ny mpanjaka: Tsy misy olona amin' ny fianakavian' i Saola intsony va, ka hanisy soa azy aho tahaka an' Andriamanitra? Ary hoy ny navalin' i Sibà tamin' ny mpanjaka: Mbola misy zanakalahin' i Jonatasy anankiray ao; fa malemy ny tongony roa. Le roi lui demanda : " Ne reste-t-il pas quelqu' un de la famille de Saül, pour que je le traite avec une bonté comme celle de Dieu ? " Çiba répondit au roi : " Il y a encore un fils de Jonathan qui est perclus des deux pieds. " -