<-
->

2Sm / 2Sam 9:9 Then the king called to Ziba, Saul' s servant, and said unto him, I have given unto thy master' s son all that pertained to Saul and to all his house. Dia niantso an' i Ziba, mpanompon' i Saoly, ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Izay rehetra nananan' i Saoly sy ny mpianakaviny rehetra dia nomeko ny zanakalahin' ny tomponao. Dia nantsoin' ny mpanjaka Sibà mpanompon' i Saola, ka hoy izy taminy: Atolotro ny zanaky ny tomponao avokoa izay rehetra nananan' i Saola sy ny ankohonany. Puis le roi appela Çiba, le serviteur de Saül, et lui dit : " Tout ce qui appartient à Saül et à sa famille, je le donne au fils de ton maître.