<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:1 | But king |
Fa Solomona mpanjaka tia vehivavy maro hafa firenena, fa tsy ilay zanakavavin' i Farao ihany, dia vehivavy Moabita sy Amonita sy Edomita sy Sidoniana ary Hetita, | Afatsy ny zanakavavin' i Faraona, maro koa no vehivavy hafa firenena tian' i Salomona, dia ny Moabita, ny Amonita, ny Edomita, ny Sidoniana, ny Heteana, | Le roi |