<-
->

1Mp 11:20 And the sister of Tahpenes bare him Genubath his son, whom Tahpenes weaned in Pharaoh' s house: and Genubath was in Pharaoh' s household among the sons of Pharaoh. Ary ny rahavavin' i Tapanesa niteraka zazalahy tamin' i Hadada, dia Genobata, izay notazan' i Tapanesa tao an-tranon' i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin' ny zanakalahin' i Farao tao an-dapa. Nitera-dahy taminy ny rahavavin' i Tafnesa, dia Genobata, izay notazain' i Tafnesa tao an-tranon' i Faraona, dia nipetraka tao an-tranon' i Faraona Genobata teo afovoan' ny zanak' i Faraona. La soeur de Tahpnès lui enfanta son fils Genubat, que Tahpnès éleva dans le palais de Pharaon, et Genubat vécut dans le palais de Pharaon, parmi les enfants de Pharaon.