<-
->

1Mp 11:22 Then Pharaoh said unto him, But what hast thou lacked with me, that, behold, thou seekest to go to thine own country? And he answered, Nothing: howbeit let me go in any wise. Fa hoy Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahory anao atý amiko, no dia mitady hody any amin' ny tanin-drazanao indray ianao? Ary hoy ny navaliny: Tsy misy mahory ahy tsy akory; nefa alefaso ihany aho. Fa hoy Faraona taminy: Inona no tsy mahampy ny ilainao eto amiko, no dia maniry hody any amin' ny taninao hianao? Ary hoy ny navaliny: Tsy inona tsy inona akory fa avelao ihany aho mba handeha. Pharaon lui dit : " Que te manque-t-il chez moi pour que tu cherches à aller dans ton pays ? " Il répondit : " Rien, mais laisse-moi partir. "