<-
->

1Mp 11:28 And the man Jeroboam was a mighty man of valour: and Solomon seeing the young man that he was industrious, he made him ruler over all the charge of the house of Joseph. ary Jeroboama dia lehilahy mahay; koa nony hitan' i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy, dia nataony mpifehy ny taranak' i Josefa tamin' ny fanompoany rehetra. Ary io Jeroboama io dia lehilahy matanjaka sy mahery fo, ka hitan' i Salomona ny fahavitrihan' io zatovo io amin' ny raharaha, ka nataony mpitandrina ny mpanao fanompoana rehetra tamin' ny taranak' i Josefa. Ce Jéroboam était homme de condition ; Salomon remarqua comment ce jeune homme accomplissait sa tâche et il le préposa à toute la corvée de la maison de Joseph.