<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:7 | Then did |
Ary tamin' izany Solomona dia nanao fitoerana avo ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, teo amin' ny havoana tandrifin' i Jerosalema, ary ho an' i Moloka, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. | Tamin' izany nanorina fitoerana avo Salomona teo amin' ny tendrombohitra tandrifin' i Jerosalema, ho an' i Kamosa fahavetavetan' i Moaba, sy ho an' i Malaoka, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. | C' est alors que |